Fanontaniana Be Mpametraka

Discover dia tranonkala finday sy app Android iray izay azonao ampiasaina hijerijerena ny aterineto amin’ny telefaonina findainao amin’ny alalan’ny méga maimaimpoana avy amin’ny mpandraharaha finday mandray anjara iray. Hanome anao méga maimaimpoana hampiasaina isan’andro, isan-kerinandro na isam-bolana ilay mpandraharaha finday mandray anjara.

Mba hanolorana fandaharanasa maharitra iray miaraka amin’ireo mpandraharaha finday mpiara-miasa aminay, dia fifamoivoizana amin’ny bandy pasanty iva tosaka ihany no raisin’i Discover an-tànana rehefa méga maimaimpoana no ampiasaina. Ny fiasa sasantsasany toy ny horonantsary, horonampeo, streaming, famindran-drakitra na karazam-pifamoivoizana hafa be fitroka méga dia tsy raisina an-tanana rehefa mampiasa méga maimaimpoana ny olona, araka ny hazavaina ao amin’ny Torohay Tekinika Discover. Azonao atao foana ny mampiasa méga finday vidina amin’ny mpandraharaha findainao hijerijerena horonantsary sy horonampeo amin’ny aterineto. Mba hanombohana mampiasa Discover, dia mila mampiasa puce iray avy amin’ny mpandraharaha finday mandray anjara iray anatin’ny telefaoninao ianao.

Any amin’ny firenena sasany ihany no ahafahana misitraka an’ity fiasa ity.

Any amin’ny firenena sasany ihany no ahafahana misitraka an’ity fiasa ity.

Any amin’ny firenena sasany ihany no azo sitrahina ity taoraharaha ity.

Any amin’ny firenena sasany ihany no azo sitrahina ity taoraharaha ity.